2 Corinthians 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany, satria manana izany fanantenana izany izahay, dia feno fahasahiana tokoa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izahay manana izany fanantenana izany àry, dia sahy tokoa izahay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria manana izany fanantenana izany izahay, dia be fahasahiana tokoa.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany, satria manana izany fanantenana izany izahay, dia sahy tokoa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany, satria manana izany fanantenana izany izahay, dia feno fahasahiana tokoa;
malagasy
Koa amin'izany, satria manana izany fanantenana izany izahay, dia sahy tokoa,