2 Corinthians 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy tahaka an’i Mosesy izay nanarona ny tavany tamin’ny fisalobonana mba tsy hibanjinan’ny Zanak’Israely ny fiafaran’izany voninahitra nihalevona izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy mba manao tahaka an’i Môizy izay nanarona ny tavany mba tsy hahitan’ny zanak’i Israely tao aminy ny hahataperan’ny fandraharahana mandalo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izahay dia tsy tahaka an’i Mosesy izay nisaron-tava mba tsy hahitan’ny vahoaka Israely ny fiafaran’ilay famirapiratany mihelina.
Malagasy Bible 1865
ary tsy tahaka an'i Mosesy, izay nanarona ny tavany tamin'ny fisalobonana, mba tsy hibanjinan'ny Zanak'Isiraely ny faran'izay nihalevona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy tahaka an’i Mosesy izay nanarona ny tavany tamin’ny fisalobonana mba tsy hibanjinan’ny Zanak’Israely ny fiafaran’izany voninahitra nihalevona izany.
malagasy
ary tsy tahaka an'i Mosesy, izay nanarona ny tavany tamin'ny fisalobonana, mba tsy hibanjinan'ny Zanak'Isiraely ny faran'izay nihalevona;