2 Corinthians 3:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa misy fisalobonana manarona ny fony ambaraka androany, rehefa vakina ny tenin’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandraka ankehitriny, isaky ny vakina ny tenin’i Môizy, dia toa misy sarona manarona ny fon’izy ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandraka androany, isaky ny vakîna ny bokin’i Mosesy, dia mbola misarona ihany ny fon’ny vahoaka Israely.
Malagasy Bible 1865
Fa misy fisalobonana manarona ny fony ambaraka androany, raha vakina ny tenin'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa misy fisalobonana manarona ny fony ambaraka androany, rehefa vakina ny tenin’i Mosesy.
malagasy
Fa misy fisalobonana manarona ny fony ambaraka androany, raha vakina ny tenin'i Mosesy.