2 Corinthians 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa rehefa miverina amin’ny Tompo izy dia hesorina ihany ny fisalobonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa rehefa mitodika ny Tompo kosa izy, dia hoesorina ny sarona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa isaky ny miverina amin’ny Tompo kosa ny olona, dia miesotra izany sarona izany.
Malagasy Bible 1865
Kanefa raha miverina amin'ny Tompo izy, dia hesorina ihany ny fisalobonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa rehefa miverina amin’ny Tompo izy dia hesorina ihany ny fisalobonana.
malagasy
Kanefa raha miverina amin'ny Tompo izy, dia hesorina ihany ny fisalobonana.