2 Corinthians 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo no epistilinay voasoratra ato am-ponay sady fantatra sy vakin’ny olona rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo no taratasinay voasoratra ato am-ponay, sady fantatra sy vakin’ny olon-drehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo mihitsy no taratasinay, taratasy voasoratra ato am-ponay ka fantatry ny olona rehetra sady vakîny.
Malagasy Bible 1865
Hianareo no epistilinay voasoratra ato am-ponay sady fantatry sy vakin'ny olona rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo no epistilinay voasoratra ato am-ponay sady fantatra sy vakin’ny olona rehetra;
malagasy
Hianareo no epistilinay voasoratra ato am-ponay sady fantatry sy vakin'ny olona rehetra;