2 Corinthians 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary manana izany fahatokiana izany eo anatrehan’Andriamanitra izahay amin’ny alalan’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Andriamanitra ihany no anananay izao fahasahianay izao, amin’ny alalan’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Milaza izany izahay satria Andriamanitra no itokianay tokoa amin’ny alalan’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Ary manana izany fahatokiana izany ny amin'Andriamanitra izahay amin'ny alalan'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary manana izany fahatokiana izany eo anatrehan’Andriamanitra izahay amin’ny alalan’i Kristy.
malagasy
Ary manana izany fahatokiana izany ny amin'Andriamanitra izahay amin'ny alalan'i Kristy.