2 Corinthians 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy mihambo hanana fahafahana avy aminay izahay hihevitra na inona na inona avy amin’ny tenanay; fa ny fahafahanay dia avy amin’Andriamanitra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ny tenanay akory no ampy hahahevitra zavatra toy ny avy amin’ny tenanay; Andriamanitra ihany no iavian’ny fahampiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izahay dia tsy mihambo hanana fahaleovana hahahevitra asa toy izany avy amin’ny tenanay; fa avy amin’Andriamanitra ny fahaleovana ananany.
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy mihambo hanana fahaleovana avy aminay hihevitra na amin'inona na amin'inona izahay; fa ny fahaleovanay dia avy amin'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy mihambo hanana fahafahana avy aminay izahay hihevitra na inona na inona avy amin’ny tenanay; fa ny fahafahanay dia avy amin’Andriamanitra
malagasy
Kanefa tsy mihambo hanana fahaleovana avy aminay hihevitra na amin'inona na amin'inona izahay; fa ny fahaleovanay dia avy amin'Andriamanitra,