2 Corinthians 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay efa nahafahanay koa ho tonga mpanompon’ny fanekena vaovao, tsy amin’ny soratra anefa fa amin’ny Fanahy; ny soratra dia mahafaty, fa ny Fanahy no mahavelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ihany koa no maha-ampy anay ho mpandraharaha amin’ny fanekena vaovao, tsy mpandraharaha amin’ny soratra anefa, fa mpandraharaha amin’ny fanahy, satria ny soratra mahafaty, fa ny fanahy no mahavelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, Andriamanitra no anananay fahaleovana ho mpanompon’ny Fanekempihavanana Vaovao, dia ilay Fanekempihavanana tsy miankina amin’ny lalàna voasoratra fa amin’ny Fanahy Masina. Mahafaty manko ny lalàna voasoratra fa ny Fanahy Masina no mahavelona.
Malagasy Bible 1865
Izay efa nampahaleo anay koa ho mpanompo amin'izay fanekena vaovao, nefa tsy amin'ny soratra, fa amin'ny Fanahy; fa ny soratra mahafaty, fa ny Fanahy no mahavelona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay efa nahafahanay koa ho tonga mpanompon’ny fanekena vaovao, tsy amin’ny soratra anefa fa amin’ny Fanahy; ny soratra dia mahafaty, fa ny Fanahy no mahavelona.
malagasy
Izay efa nampahaleo anay koa ho mpanompo amin'izay fanekena vaovao, nefa tsy amin'ny soratra, fa amin'ny Fanahy; fa ny soratra mahafaty, fa ny Fanahy no mahavelona.