2 Corinthians 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy mainka hisy voninahitra va ny fanompoan’ny Fanahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy mainka va fa ny fandraharahàm-panahy no hohodidinim-boninahitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy vao mainka ho heni-boninahitra kokoa ve ny fanompoana ombàn’ny Fanahy Masina?
Malagasy Bible 1865
tsy mainka hisy voninahitra ny fanompoana omban'ny Fanahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy mainka hisy voninahitra va ny fanompoan’ny Fanahy?
malagasy
tsy mainka hisy voninahitra ny fanompoana omban'ny Fanahy?