2 Corinthians 3:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha nisy voninahitra ny fanompoana nitondra ny fanamelohana dia vao mainka hanana tombom-boninahitra ny fanompoana mitondra ny fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, raha ny fandraharahana ny fanamelohana aza nisy voninahitra, dia vao mainka hanan-tombom-boninahitra ny fandraharahana ny fahamarinana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny fanompoana nitondra fanamelohana ny olona aza nisy voninahitra, dia vao mainka hisy tombom-boninahitra kokoa ny fanompoana andraisan’ny olona ny fahamarinan’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
Fa raha nisy voninahitra ny fanompoana nitondra ny fanamelohana, mainka hanan-tombom-boninahitra ny fanompoana mitondra ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha nisy voninahitra ny fanompoana nitondra ny fanamelohana dia vao mainka hanana tombom-boninahitra ny fanompoana mitondra ny fahamarinana.
malagasy
Fa raha nisy voninahitra ny fanompoana nitondra ny fanamelohana, mainka hanan-tombom-boninahitra ny fanompoana mitondra ny fahamarinana.