2 Corinthians 4:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany, satria manana izany fanompoana izany izahay, araka ny nahazoanay famindrampo, dia tsy very ny fahasahianay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tsy ketraka izahay, manana izany fandraharahana izany, araka ny famindram-po natao taminay;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izahay no manana izany fanompoana izany, dia noho ny indrafon’Andriamanitra taminay; koa tsy mety ketraka izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany, satria manana izany fanompoana izany izahay, araka ny nahazoanay famindram-po, dia tsy ketraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany, satria manana izany fanompoana izany izahay, araka ny nahazoanay famindrampo, dia tsy very ny fahasahianay.
malagasy
Ary amin'izany, satria manana izany fanompoana izany izahay, araka ny nahazoanay famindram-po, dia tsy ketraka.