2 Corinthians 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mitondra ny fahafatesan’i Jesosy hatrany ao amin’ny tena izahay mba haseho ao amin’ny tenanay koa ny fiainan’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
entinay amin’ny vatanay lalandava ny fahafatesan’i Jesoa, mba hisehoan’ny fiainan’i Jesoa amin’ny vatanay koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Entinay mandrakariva ao amin’ny tenanay koa fa velona i Jesoa;
Malagasy Bible 1865
mitondra ny fahafatesan 'i Jesosy mandrakariva ao amin'ny tena izahay, mba haseho ao amin'ny tenanay koa ny fiainan'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mitondra ny fahafatesan’i Jesosy hatrany ao amin’ny tena izahay mba haseho ao amin’ny tenanay koa ny fiainan’i Jesosy.
malagasy
mitondra ny fahafatesan'i Jesosy mandrakariva ao amin'ny tena izahay, mba haseho ao amin'ny tenanay koa ny fiainan'i Jesosy.