2 Corinthians 4:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary satria manana izany fanahin’ny finoana izany indrindra izahay, araka ny voasoratra hoe: «Nino aho ka niteny» (Sal 116.10), dia mino koa izahay ka miteny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izahay manana ilay Fanahin’ny finoana voasoratra hoe: Nino aho, ka niteny, dia mino koa izahay, ka miteny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny Soratra Masina: «Nino aho, ka izany no nitenenako.» Noho izahay manana io finoana omen’ny Fanahy Masina io, dia mino koa izahay ka izany no itenenanay.
Malagasy Bible 1865
Ary satria manana izany fanahin'ny finoana izany indrindra izahay, araka ny voasoratra hoe: Nino aho, ka dia niteny (Sal. 116. 10), dia mino koa izahay ka miteny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary satria manana izany fanahin’ny finoana izany indrindra izahay, araka ny voasoratra hoe: «Nino aho ka niteny» (Sal 116.10), dia mino koa izahay ka miteny;
malagasy
Ary satria manana izany fanahin'ny finoana izany indrindra izahay, araka ny voasoratra hoe: Nino aho, ka dia niteny (Sal. 116. 10), dia mino koa izahay ka miteny;