2 Corinthians 4:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa fantatray fa izay nanangana an’i Jesosy Tompo no hanangana anay koa miaraka amin’i Jesosy ka hametraka anay eo akaikiny miaraka aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria fantatray fa Izay nanangana an’i Jesoa Tompo ho velona, dia hanangana anay miaraka amin’i Jesoa koa, sy hanolotra anay aminy miaraka aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatray fa Andriamanitra, Izay nanangana an’i Jesoa Tompo ho velona, dia hanangana anay koa ho velona miaraka amin’i Jesoa, ary hametraka anay mbaminareo ho eo akaikiny.
Malagasy Bible 1865
fa fantatray fa Izay nanangana an'i Jesosy Tompo no hanangana anay koa miaraka aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa fantatray fa izay nanangana an’i Jesosy Tompo no hanangana anay koa miaraka amin’i Jesosy ka hametraka anay eo akaikiny miaraka aminareo.
malagasy
fa fantatray fa Izay nanangana an'i Jesosy Tompo no hanangana anay koa miaraka aminareo.