2 Corinthians 4:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny zavatra rehetra dia natao noho ny aminareo mba hitomboan’ny fisaorana ho voninahitr’Andriamanitra noho ny fitombon’ny fahasoavana amin’ny maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa noho ny aminareo no anaovana izany rehetra izany, mba homena be ny fahasoavana, ka hitombo be ny fisaoran’ny maro ho voninahitr’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, noho ny aminareo avokoa izany rehetra izany, ka dia mihamaro ny olona tratran’ny fahasoavana mba hitomboan’ny vavaka fisaorana ho voninahitr’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny zavatra rehetra dia natao noho ny aminareo, mba hitomboan'ny fisaorana ho voninahitr'Andriamanitra noho ny fitombon'ny fahasoavana amin'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny zavatra rehetra dia natao noho ny aminareo mba hitomboan’ny fisaorana ho voninahitr’Andriamanitra noho ny fitombon’ny fahasoavana amin’ny maro.
malagasy
Fa ny zavatra rehetra dia natao noho ny aminareo, mba hitomboan'ny fisaorana ho voninahitr'Andriamanitra noho ny fitombon'ny fahasoavana amin'ny maro.