2 Corinthians 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha miafina ny Filazantsara torinay dia miafina amin’izay ho very,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Matoa misy miafina ny Evanjelinay, dia amin’izay manary tena no iafenany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha saronan-javatra ny Vaovao Mahafaly torînay, dia saronan-javatra amin’izay ho very.
Malagasy Bible 1865
Fa raha miafina ny filazantsaranay, dia miafina amin'izay ho very izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha miafina ny Filazantsara torinay dia miafina amin’izay ho very,
malagasy
Fa raha miafina ny filazantsaranay, dia miafina amin'izay ho very izany,