2 Corinthians 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy ny tenanay no torinay fa Kristy Jesosy Tompo, ary mpanomponareo noho ny amin’i Jesosy izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy tenanay no torinay, fa i Kristy Jesoa Tompo, ary izahay dia mpanomponareo noho ny amin’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ny tenanay manko no ambaranay rehefa mitoriteny izahay, fa i Jesoa Kristy Tompo; izahay kosa dia milaza ny tenanay ho mpanomponareo noho ny amin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ny tenanay no torinay, Fa Kristy Jesosy Tompo, ary izahay mpanomponareo noho ny amin'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy ny tenanay no torinay fa Kristy Jesosy Tompo, ary mpanomponareo noho ny amin’i Jesosy izahay.
malagasy
Fa tsy ny tenanay no torinay, Fa Kristy Jesosy Tompo, ary izahay mpanomponareo noho ny amin'i Jesosy.