2 Corinthians 4:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voageja manodidina izahay nefa tsy tery; very hevitra nefa tsy mamoy fo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Poritina hatraiza hatraiza izahay, nefa tsy tery; ampahorîna, nefa tsy mamoy fo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ifandaharam-pahoriana izahay, nefa tsy voapotsitra; very hevitra, nefa tsy mamoy fo;
Malagasy Bible 1865
Voageja manodidina izahay, nefa tsy tery; very hevitra, nefa tsy mamoy fo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voageja manodidina izahay nefa tsy tery; very hevitra nefa tsy mamoy fo;
malagasy
Voageja manodidina izahay, nefa tsy tery; very hevitra, nefa tsy mamoy fo;