2 Corinthians 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
enjehina nefa tsy nafoy; potraka nefa tsy maty;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
enjehina, nefa tsy afoy; azera, nefa tsy toro;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
enjehin’olona, nefa tsy ilaozan’Andriamanitra; azera, nefa tsy maty.
Malagasy Bible 1865
enjehina, nefa tsy nafoy, potraka, nefa tsy maty;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
enjehina nefa tsy nafoy; potraka nefa tsy maty;
malagasy
enjehina, nefa tsy nafoy, potraka, nefa tsy maty;