2 Corinthians 5:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha very saina izahay dia ho an’Andriamanitra; fa raha tsy very saina izahay, dia ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia izao: very saina moa izahay, ho an’Andriamanitra; mitombin-tsaina kosa indray, ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha marina fa very saina izahay, dia ho an’Andriamanitra izany; raha mitombin-tsaina izahay, dia ho anareo izany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha very saina izahay, dia ho an'Andriamanitra; fa raha tsy very saina izahay, dia ho anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha very saina izahay dia ho an’Andriamanitra; fa raha tsy very saina izahay, dia ho anareo.
malagasy
Fa raha very saina izahay, dia ho an'Andriamanitra; fa raha tsy very saina izahay, dia ho anareo.