2 Corinthians 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary misento ao anatin’ity isika ka maniry indrindra hitafy ny tranontsika izay avy any an-danitra koa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa misento ao anatin’ity izahay, fa maniry mafy hitafy ny tranonay avy any an-danitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa misento anatin’ity tranolay ity isika fa maniry mafy hitafy ny tranontsika, dia ilay trano avy any an-danitra;
Malagasy Bible 1865
Ary misento ao anatin'ity isika ka maniry indrindra hitafy ny tranontsika izay avy any an-danitra koa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary misento ao anatin’ity isika ka maniry indrindra hitafy ny tranontsika izay avy any an-danitra koa;
malagasy
Ary misento ao anatin'ity isika ka maniry indrindra hitafy ny tranontsika izay avy any an-danitra koa;