2 Corinthians 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ho hita mitafy isika, fa tsy mba mitanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha mbola hita mitafy anefa izahay, fa tsy mitanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria rehefa itafiantsika izany, dia ho hita ho manana vatana vaovao isika.
Malagasy Bible 1865
fa ho hita mitafy isika, fa tsy mba mitanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ho hita mitafy isika, fa tsy mba mitanjaka.
malagasy
fa ho hita mitafy isika, fa tsy mba mitanjaka.