2 Corinthians 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa isika izay amin’izao tranolay izao dia misento noho ny mahavesatra antsika, satria tsy tiantsika ny hendahina fa ny mba hotafina kosa mba hatelin’ny fiainana ny mety maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria raha mbola amin’ity trano lay ity koa izahay, dia misento, fa maniry ny tsy hoendahana, fa hitafy ny hafa koa ambonin’ity, mba hatelin’ny fiainana ny mety maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, raha mbola amin’ity tranolay ity isika, dia misento tahaka ny itambesaran’entana. Tsy hoe satrintsika hendahana ity vatana ity fa satrintsika ny hitafy ilay vatana vaovao, mba hatelin’ny fiainana ny mety maty.
Malagasy Bible 1865
Fa isika izao amin'izao lay izao dia misento noho ny mavesatra antsika, satria tsy tiantsika ny hendahana, fa ny mba hotafiana koa, mba hatelin'ny fiainana ny mety maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa isika izay amin’izao tranolay izao dia misento noho ny mahavesatra antsika, satria tsy tiantsika ny hendahina fa ny mba hotafina kosa mba hatelin’ny fiainana ny mety maty.
malagasy
Fa isika izao amin'izao lay izao dia misento noho ny mavesatra antsika, satria tsy tiantsika ny hendahana, fa ny mba hotafiana koa, mba hatelin'ny fiainana ny mety maty.