2 Corinthians 5:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa matoky mandrakariva isika, sady fantatsika fa raha mitoetra ao amin’ny tena isika dia mitoetra ivelany ary lavitra ny Tompo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa noho izahay manana mandrakariva izany toky izany, sady mahalala fa lavitra ny Tompo izahay raha mbola mitoetra amin’ny vatana
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa feno toky mandrakariva isika, na dia fantatsika aza fa raha mbola mitoetra ao amin’ity vatana ity isika, dia lavitry ny fonenan’ny Tompo,
Malagasy Bible 1865
Koa matoky mandrakariva isika, ka fantatsika fa raha mitoetra eo amin'ny tena, dia tsy mitoetra any amin'ny Tompo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa matoky mandrakariva isika, sady fantatsika fa raha mitoetra ao amin’ny tena isika dia mitoetra ivelany ary lavitra ny Tompo,
malagasy
Koa matoky mandrakariva isika, ka fantatsika fa raha mitoetra eo amin'ny tena, dia tsy mitoetra any amin'ny Tompo