2 Corinthians 5:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, matoky isika ka aleontsika ny tsy hitoetra ao amin’ny tena fa ny hitoetra ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia izany toky izany no itiavanay kokoa ny miala amin’ny vatana, mba hitoetra eo akaikin’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno toky isika, koa aleontsika ny miala amin’ity vatana ity mba hitoetra eo anilan’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
eny, matoky isika, ka aleontsika ny tsy hitoetra ao amin'ny tena, fa ny hitoetra any amin'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, matoky isika ka aleontsika ny tsy hitoetra ao amin’ny tena fa ny hitoetra ao amin’ny Tompo.
malagasy
eny, matoky isika, ka aleontsika ny tsy hitoetra ao amin'ny tena, fa ny hitoetra any amin'ny Tompo.