2 Corinthians 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa dia ataontsika ho voninahitra ny mba hankasitrahany antsika, na mitoetra ao amin’ny tena isika na ivelan’ny tena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izany ihany koa no ikelezanay aina mba hankasitrahin’ny Tompo, na mitoetra amin’ny vatana izahay na miala aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny hankasitrahin’ny Tompo no irîntsika voalohany indrindra, na mbola mitoetra ao amin’ity vatana ity isika na miala ao;
Malagasy Bible 1865
Koa dia ataontsika ho voninahitsika ny mba hankasitrahany antsika, na mitoetra, na tsy mitoetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa dia ataontsika ho voninahitra ny mba hankasitrahany antsika, na mitoetra ao amin’ny tena isika na ivelan’ny tena.
malagasy
Koa dia ataontsika ho voninahitsika ny mba hankasitrahany antsika, na mitoetra, na tsy mitoetra.