2 Corinthians 6:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa satria mpiara-miasa Aminy izahay dia mangataka aminareo koa mba tsy hataonareo tsinontsinona ny fahasoavan’Andriamanitra izay noraisinareo taminay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka noho izahay mpiara-miasa aminy àry dia mihanta aminareo izahay mba tsy handray foana ny fahasoavan’Andriamanitra ianareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay, ka mananatra anareo mba tsy hamela ho very maina ny fahasoavana voarainareo taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary izahay mpiara-miasa aminy dia mangataka aminareo koa mba tsy handraisanareo foana ny fahasoavan'Andriamanitra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa satria mpiara-miasa Aminy izahay dia mangataka aminareo koa mba tsy hataonareo tsinontsinona ny fahasoavan’Andriamanitra izay noraisinareo taminay.
malagasy
Ary izahay mpiara-miasa aminy dia mangataka aminareo koa mba tsy handraisanareo foana ny fahasoavan'Andriamanitra