2 Corinthians 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tahaka ny ampalahelovina nefa faly mandrakariva; tahaka ny mahantra nefa mampanankarena ny maro; tahaka ny tsy manana na dia kely akory aza nefa manana ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho ampalahelovina, nefa faly mandrakariva; ho mahantra, nefa nampanan-karena ny maro; ho tsy manana na inona na inona, nefa manana ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na dia ampalahelovina aza izahay, dia faly mandrakariva; toa mahantra izahay nefa mampanan-karena olona maro; toa tsy manana na inona na inona, nefa manana ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
tahaka ny ampalahelovina, nefa faly mandrakariva; tahaka ny malahelo, nefa mampanan-karena ny maro; tahaka ny tsy manana na dia kely akory aza, nefa manana ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tahaka ny ampalahelovina nefa faly mandrakariva; tahaka ny mahantra nefa mampanankarena ny maro; tahaka ny tsy manana na dia kely akory aza nefa manana ny zavatra rehetra.
malagasy
tahaka ny ampalahelovina, nefa faly mandrakariva; tahaka ny malahelo, nefa mampanan-karena ny maro; tahaka ny tsy manana na dia kely akory aza, nefa manana ny zavatra rehetra.