2 Corinthians 6:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Korintiana, miteny tsotra aminareo izahay, malalaka ny fonay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Kôrintianina ô! misokatra aminareo ny vavanay, ary malalaka koa ny fonay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tsotra taminareo Kôrintianina izahay; nosokafanay malalaka taminareo ny fonay.
Malagasy Bible 1865
Ry Korintiana, ny vavanay misokatra aminareo, ny fonay malalaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Korintiana, miteny tsotra aminareo izahay, malalaka ny fonay.
malagasy
[Fanarana ny Kristiana tao Korinto mba tsy hikamba amin'ny ratsy, sy filazana ny hafalian'i Paoly noho ny nibebahan'ireo, rehefa nahazo ny epistily nampitondrainy] Ry Korintiana, ny vavanay misokatra aminareo, ny fonay malalaka.