2 Corinthians 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho setriny mifandanja amin’izany, miteny toy ny amin’ny zanako aho, aoka mba halalaka kosa ny fonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka mbà mamaly toy izany, fa zanaka no itenenako ianareo: mba halalaho koa ny fonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miteny aminareo toy ny amin’ny zanaka aho: mba ho setrin’ny ataonay, halalaho koa re ny fonareo aminay!
Malagasy Bible 1865
Ary mba ho valiny toraka izany (izaho miteny toy ny amin'ny zanako), dia mba mihalalaha kosa ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho setriny mifandanja amin’izany, miteny toy ny amin’ny zanako aho, aoka mba halalaka kosa ny fonareo.
malagasy
Ary mba ho valiny toraka izany (izaho miteny toy ny amin'ny zanako), dia mba mihalalaha kosa ianareo.