2 Corinthians 6:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona no ifanarahan’i Kristy sy i Beliala? Inona no ifandraisan’ny mino sy ny tsy mino?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary inona no ifanarahan’i Kristy sy i Beliala? Na inona no iombonan’ny mpino amin’ny tsy mpino? Inona no ifankahazoan’ny Tempolin’Andriamanitra sy ny sampy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana no hifanarahan’i Kristy amin’i Beliala? Anjara inona no hiraisan’ny mpino amin’ny tsy mpino.
Malagasy Bible 1865
Ary inona no ifanarahan'i Kristy sy Beliala? Ary inona no iraisan'ny anjaran'ny mino sy ny tsy mino?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona no ifanarahan’i Kristy* sy i Beliala? Inona no ifandraisan’ny mino sy ny tsy mino?
malagasy
Ary inona no ifanarahan'i Kristy sy Beliala? Ary inona no iraisan'ny anjaran'ny mino sy ny tsy mino?