2 Corinthians 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy: «Tamin’ny taona fankasitrahana no nihainoako anao ary tamin’ny andro famonjena no namonjeko anao» (Isa 49.8). Indro, ankehitriny no andro fankasitrahana; indro, ankehitriny no andro famonjena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hoy izy: Tamin’ny fotoana tsara, nihaino anao Aho; ary tamin’ny androm-pamonjena, namonjy anao Aho: indro, ankehitriny no fotoana tsara; indro, ankehitriny no androm-pamonjena
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy Andriamanitra ao amin’ny Soratra Masina: «Tamin’ny fotoana mety, dia namaly ny antsonao Aho; ary tamin’ny androm-pamonjena, dia tonga namonjy anao Aho.» Indro ankehitriny no fotoana mety amin’Andriamanitra; indro ankehitriny no androm-pamonjena.
Malagasy Bible 1865
fa hoy Izy: Tamin'ny taona fankasitrahana no nihainoako anao, Ary tamin'ny andro famonjena no namonjeko anao (Isa. 49. 8); indro, ankehitriny no andro fankasitrahana; indro, ankehitriny no andro famonjena;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy: «Tamin’ny taona fankasitrahana no nihainoako anao ary tamin’ny andro famonjena no namonjeko anao» (Isa 49.8). Indro, ankehitriny no andro fankasitrahana; indro, ankehitriny no andro famonjena.
malagasy