2 Corinthians 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy manao izay mahatafintohina izahay na amin’inona na amin’inona, mba tsy hanomezana tsiny ny fanompoana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady tsy avelanay hisy manafintohina izay rehetra ataonay, mba tsy ho azo tsinìna ny fandraharahanay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba tsy hahazoan’ny olona manakiana ny fanompoana sahaninay, dia tsy avelanay hisy zavatra mahasolafaka ny olona, na amin’inona na amin’inona.
Malagasy Bible 1865
fa tsy manao izay mahatafintohina izahay na amin'inona na amin'inona, mba tsy homen-tsiny ny fanompoana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy manao izay mahatafintohina izahay na amin’inona na amin’inona, mba tsy hanomezana tsiny ny fanompoana;
malagasy
fa tsy manao izay mahatafintohina izahay na amin'inona na amin'inona, mba tsy homen-tsiny ny fanompoana;