2 Corinthians 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa amin’ny zavatra rehetra dia mampiseho ny tenanay ho mpanompon’Andriamanitra izahay ka manana faharetana tokoa amin’ny fahoriana, amin’ny fahaterena, amin’ny fahantrana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa mainka ny zavatra rehetra entinay hahamendrika ny tenanay araka ny mety amin’ny mpandraharahan’Andriamanitra: dia faharetana lehibe amin’ny fahoriana, amin’ny fahaterena, amin’ny fahantrana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ahariharinay kosa amin’ny zavatra rehetra fa mpanompon’Andriamanitra izahay, ka dia zakainay amim-pandeferana tokoa ny fahoriana sy ny fahaterena ary ny tebiteby:
Malagasy Bible 1865
fa amin'ny zavatra rehetra dia mampiseho ny tenanay ho mpanompon'Andriamanitra izahay, dia amin'ny faharetana be, amin'ny fahoriana, amin'ny fahaterena, amin'ny fahantrana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa amin’ny zavatra rehetra dia mampiseho ny tenanay ho mpanompon’Andriamanitra izahay ka manana faharetana tokoa amin’ny fahoriana, amin’ny fahaterena, amin’ny fahantrana,
malagasy
fa amin'ny zavatra rehetra dia mampiseho ny tenanay ho mpanompon'Andriamanitra izahay, dia amin'ny faharetana be, amin'ny fahoriana, amin'ny fahaterena, amin'ny fahantrana,