2 Corinthians 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny kapoka, amin’ny fatorana, amin’ny tabataba, amin’ny fisasarana, amin’ny tsy fahitan-tory, amin’ny fifadian-kanina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny kapoka, amin’ny tranomaizina, amin’ny tabataba, amin’ny fisasarana, amin’ny fiaretan-tory, amin’ny fifadian-kanina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nokapohina izahay, nahiboka am-ponja, nianjadian-korontana, nampanaovina asa mafy, niari-tory ary nifady hanina.
Malagasy Bible 1865
amin'ny kapoka, amin'ny fatorana, amin'ny tabataba, amin'ny fisasarana, amin'ny tsy fahitan-tory, amin'ny fifadian-kanina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny kapoka, amin’ny fatorana, amin’ny tabataba, amin’ny fisasarana, amin’ny tsy fahitan-tory, amin’ny fifadian-kanina,
malagasy
amin'ny kapoka, amin'ny fatorana, amin'ny tabataba, amin'ny fisasarana, amin'ny tsy fahitan-tory, amin'ny fifadian-kanina,