2 Corinthians 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny teny fahamarinana, amin’ny herin’Andriamanitra, amin’ny fiadian’ny fahamarinana, na amin’ny ankavanana na amin’ny ankavia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
toriteny marina, ny herin’Andriamanitra, ny fiadian’ny fahamarinana, na amin’ny ankavanana na amin’ny ankavia;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
amin’ny fitorianay ny marina ary amin’ny hery omen’Andriamanitra anay. Izay rariny no fiadiana ampiasainay hanafihana sy hiarovan-tena,
Malagasy Bible 1865
amin'ny teny fahamarinana, amin'ny herin'Andriamanitra, amin'ny fiadian'ny fahamarinana, na amin'ny ankavanana na amin'ny ankavia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny teny fahamarinana, amin’ny herin’Andriamanitra, amin’ny fiadian’ny fahamarinana, na amin’ny ankavanana na amin’ny ankavia,
malagasy
amin'ny teny fahamarinana, amin'ny herin'Andriamanitra, amin'ny fiadian'ny fahamarinana, na amin'ny ankavanana na amin'ny ankavia,