2 Corinthians 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny voninahitra sy ny fahafaham-boninahitra, amin’ny laza ratsy sy ny laza soa; tahaka ny mpamitaka nefa marina ihany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na omem-boninahitra na alàm-baraka, na ratsy laza na tsara laza; honoina ho mpamitaka nefa mpilaza ny marina; ho olon-tsy fantatra, nefa fantatra tsara;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na omem-boninahitra izahay na alàm-baràka, na ratsy laza izahay na tsara laza. Atao ho mpamitaka izahay nefa mpanambara ny marina,
Malagasy Bible 1865
amin'ny voninahitra sy ny fahafaham-boninahitra, amin'ny laza ratsy sy ny laza soa; tahaka ny mpamitaka, nefa marina ihany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny voninahitra sy ny fahafaham-boninahitra, amin’ny laza ratsy sy ny laza soa; tahaka ny mpamitaka nefa marina ihany;
malagasy
amin'ny voninahitra sy ny fahafaham-boninahitra, amin'ny laza ratsy sy ny laza soa; tahaka ny mpamitaka, nefa marina ihany;