2 Corinthians 6:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tahaka ny tsy fantatra nefa fantatra tsara ihany; tahaka ny efa ho faty nefa indro, velona ihany; tahaka ny faizina nefa tsy vonoina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy ho efa ho faty, nefa indro fa velona; ho faizina mafy, nefa tsy maty tsy akory;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
atao ho tsy fantatra nefa fantatra tsara, atao ho efa maty nefa dia izao velona izao. Faizina izahay, nefa tsy vonoina ho faty;
Malagasy Bible 1865
tahaka ny tsy fantatra, nefa fantatra tsara ihany; tahaka ny efa ho faty, nefa, indro, velona ihany; tahaka ny faizana, nefa tsy atao maty;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tahaka ny tsy fantatra nefa fantatra tsara ihany; tahaka ny efa ho faty nefa indro, velona ihany; tahaka ny faizina nefa tsy vonoina;
malagasy
tahaka ny tsy fantatra, nefa fantatra tsara ihany; tahaka ny efa ho faty, nefa, indro, velona ihany; tahaka ny faizana, nefa tsy atao maty;