2 Corinthians 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny alahelo araka an’Andriamanitra dia mahatonga fibebahana ho famonjena tsy anenenana; fa mahatonga fahafatesana kosa ny alahelon’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny alahelo araka an’Andriamanitra dia miasa hahatonga fibebahana mahavonjy, ka tsy anenenana; fa ny alahelon’izao tontolo izao no miasa hahatonga fahafatesana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria ny alahelo araka an’Andriamanitra dia mahatonga hiala amin’ny toe-dratsy, mba hiroso amin’ny famonjena tsy anenenana; fa ny alahelon’ izao tontolo izao kosa dia mahatonga fahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny alahelo araka an'Andriamanitra miasa fibebahana ho famonjena tsy hanenenana; fa miasa fahafatesana kosa ny alahelon'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny alahelo araka an’Andriamanitra dia mahatonga fibebahana ho famonjena tsy anenenana; fa mahatonga fahafatesana kosa ny alahelon’izao tontolo izao.
malagasy
Fa ny alahelo araka an'Andriamanitra miasa fibebahana ho famonjena tsy hanenenana; fa miasa fahafatesana kosa ny alahelon'izao tontolo izao.