2 Corinthians 7:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noho izany dia nionona izahay. Ary tamin’ny fampiononana anay dia vao mainka nifaly izahay noho ny fifalian’i Titosy, fa efa namelombelona ny fanahiny ianareo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izany àry no nanafaka alahelo anay. Sady vao mainka niampy indray izany fanalana alahelo izany, noho ny hafalianay nandre ny hafalian’i Tito, fa namelombelona ny fanahiny ianareo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampahery anay izany fihetsikareo izany. Ankoatra ny fampaherezana azonay, dia vao mainka safononoka ny hafalianay tamin’ny nahitanay fa faly aoka izany i Tito satria namelombelona aina azy ianareo rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia nampiononina izahay, ary tamin'ny nampiononana anay dia vao mainka nifaly izahay noho ny fifalian'i Titosy, fa ianareo rehetra efa namelombelona ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noho izany dia nionona izahay. Ary tamin’ny fampiononana anay dia vao mainka nifaly izahay noho ny fifalian’i Titosy, fa efa namelombelona ny fanahiny ianareo rehetra.
malagasy
Ary noho izany dia nampiononina izahay, ary tamin'ny nampiononana anay dia vao mainka nifaly izahay noho ny fifalian'i Titosy, fa ianareo rehetra efa namelombelona ny fanahiny.