2 Corinthians 7:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nisy nataoko rehareha taminy ny aminareo dia tsy mahamenatra ahy izany; fa tahaka ny nilazanay marina ny zavatra rehetra taminareo dia tonga marina koa ny reharehanay tamin’i Titosy ny aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na mba nirehareha ny aminareo eo anatrehan’i Tito koa aza aho, dia tsy nahamenatra ahy izany, satria noho izahay samy nilaza ny marina taminareo mandrakariva, dia marina ny reharehako ny aminareo tamin’i Tito.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, nirehareha teo anatrehan’i Tito aho ny aminareo, ary dia tsy nandiso fanantenana ahy tokoa ianareo; fa tahaka ny nilazanay marina taminareo ny zavatra rehetra, dia tonga marina koa ny reharehanay teo anatrehan’i Tito ny aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nisy nataoko rehareha taminy ny aminareo, dia tsy mahamenatra ahy izany; fa tahaka ny nilazanay marina taminareo ny zavatra rehetra, dia tonga marina koa ny reharehanay tamin'i Titosy ny aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nisy nataoko rehareha taminy ny aminareo dia tsy mahamenatra ahy izany; fa tahaka ny nilazanay marina ny zavatra rehetra taminareo dia tonga marina koa ny reharehanay tamin’i Titosy ny aminareo.
malagasy