2 Corinthians 7:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Faly aho fa afaka matoky anareo amin’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faly aho, fa mahazo matoky anareo amin’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Faly aho fa mahazo matoky anareo amin’ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary faly aho fa matoky anareo amin'ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Faly aho fa afaka matoky anareo amin’ny zavatra rehetra.
malagasy
Ary faly aho fa matoky anareo amin'ny zavatra rehetra.