2 Corinthians 7:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asio toerana ho anay ny fonareo! Tsy nanao izay tsy marina tamin’olona izahay, tsy nanimba fiainan’olona izahay, tsy nanambaka olona izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy omby anay ny fonareo. Fa izahay tsy nanisy ratsy olona, na nanimba olona, na nanambaka olona, na iza na iza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba ataovy omby anay ny fonareo. Tsy nanisy ratsy olona izahay, na nanimba olona, na nanambaka olona.
Malagasy Bible 1865
Ataovy omby anay ny fonareo, tsy nanao izay tsy marina tamin'ny olona izahay, tsy nanimba olona, tsy nanambaka olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asio toerana ho anay ny fonareo! Tsy nanao izay tsy marina tamin’olona izahay, tsy nanimba fiainan’olona izahay, tsy nanambaka olona izahay.
malagasy
Ataovy omby anay ny fonareo, tsy nanao izay tsy marina tamin'ny olona izahay, tsy nanimba olona, tsy nanambaka olona.