2 Corinthians 7:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy miteny izany ho fanamelohana aho; fa efa nilaza rahateo koa fa ao am-ponay ianareo, mba hiara-maty sy hiara-belona isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ny hanameloka anareo no ilazako izany, fa vao eo aho no nilaza fa ao am-ponay ianareo, ka miara-maty sy miara-belona isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ny hanameloka anareo no ilazako izany; fa efa voalazako rahateo fa lalainay ao am-ponay ianareo, ka ho tafaraka aminay hatrany na velona na maty.
Malagasy Bible 1865
Tsy miteny izany ho fanamelohana aho; fa efa nilaza rahateo aho fa ao am-ponay ianareo, mba hiara-maty sy hiara-belona isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy miteny izany ho fanamelohana aho; fa efa nilaza rahateo koa fa ao am-ponay ianareo, mba hiara-maty sy hiara-belona isika.
malagasy
Tsy miteny izany ho fanamelohana aho; fa efa nilaza rahateo aho fa ao am-ponay ianareo, mba hiara-maty sy hiara-belona isika.