2 Corinthians 7:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Be ny fahatokiako anareo, lehibe ny reharehako ny aminareo; feno fiononana aho sady feno hafaliana indrindra ao anatin’ny fahoriana rehetra manjo anay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo no itokiako indrindra, ianareo no reharehako lehibe; ka feno fanalana alahelo aho, ary vonton-kafaliana tokoa, na dia ao anatin’ny fahorianay rehetra aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehibe ny fahatokiako anareo, tena reharehako tokoa ianareo; ka feno fampaherezana aho sady tsy omby tratra ny hafaliako amin’ny fahoriana rehetra manjo anay.
Malagasy Bible 1865
Be ny fahatokiako anareo, lehibe ny reharehako ny aminareo; feno fiononana aho sady be hafaliana indrindra amin'ny fahorianay rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Be ny fahatokiako anareo, lehibe ny reharehako ny aminareo; feno fiononana aho sady feno hafaliana indrindra ao anatin’ny fahoriana rehetra manjo anay.
malagasy
Be ny fahatokiako anareo, lehibe ny reharehako ny aminareo; feno fiononana aho sady be hafaliana indrindra amin'ny fahorianay rehetra.