2 Corinthians 7:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra izay mampionona ny mpandefitra no efa nampionona anay tamin’ny nahatongavan’i Titosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa kosa, Andriamanitra ilay mpanafaka alahelo ny ory dia nanafaka alahelo anay tamin’ny nahatongavan’i Tito,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa Andriamanitra, Izay mampahery ny ory fo, dia nampahery anay tamin’ny nahatongavan’i Tito;
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra, Izay mampionona ny mpandefitra, no efa nampionona anay tamin'ny nahatongavan'i Titosy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra izay mampionona ny mpandefitra no efa nampionona anay tamin’ny nahatongavan’i Titosy,
malagasy
Fa Andriamanitra, Izay mampionona ny mpandefitra, no efa nampionona anay tamin'ny nahatongavan'i Titosy,