2 Corinthians 7:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na dia nampalahelo anareo tamin’ny epistily aza aho dia tsy manenina intsony, na dia efa nanenina ihany aza teo; fa fantatro fa efa nampalahelo anareo izany epistily izany, kanefa vetivety ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa na dia nampalahelo anareo tamin’ny taratasiko aza aho, dia tsy manenina amin’izany intsony, na dia efa nanenina ihany aza; fantatro fa nampalahelo anareo vetivety ihany tokoa izany taratasy izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na dia nampalahelo anareo aza ny taratasy nosoratako, dia tsy anenenako ankehitriny. Nanenenako ihany izany nony hitako fa noseranin’alahelo ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia nampalahelo anareo tamin'ny epistily aza aho, dia tsy manenina intsony, na dia nanenina ihany aza teo; fa fantatro fa efa nampalahelo anareo izany epistily izany, kanefa vetivety ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na dia nampalahelo anareo tamin’ny epistily aza aho dia tsy manenina intsony, na dia efa nanenina ihany aza teo; fa fantatro fa efa nampalahelo anareo izany epistily izany, kanefa vetivety ihany.
malagasy
Fa na dia nampalahelo anareo tamin'ny epistily aza aho, dia tsy manenina intsony, na dia nanenina ihany aza teo; fa fantatro fa efa nampalahelo anareo izany epistily izany, kanefa vetivety ihany.