2 Corinthians 7:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifaly kosa aho ankehitriny, nefa tsy noho ny nampalahelovana anareo fa noho ny nampalahelovana anareo ka nibebahanareo; fa nampalahelovina araka an’Andriamanitra ianareo ka tsy hisy na inona na inona avy aminay hitondra fahavoazana ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa faly aho ankehitriny, tsy noho ianareo nalahelo, fa noho ny alahelonareo nampibebaka anareo; satria alahelo araka an’Andriamanitra ny anareo, ka tsy faty antoka ho anareo avy aminay izany na dia kely aza:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mifaly aho ankehitriny, tsy noho ny nampalahelovako anareo, fa noho ny alahelonareo nahatonga anareo hiala amin’ny toe-dratsy. Eny, alahelo araka an’Andriamanitra ny anareo, ka tsy nitondra fatiantoka avy aminay ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary mifaly kosa aho ankehitriny, nefa tsy noho ny nampalahelovana anareo, fa noho ny nampalahelovana anareo mba hibebaka; fa nampahelovina araka an'Andriamanitra ianareo, mba tsy hataonay matiantoka na amin'inona na amin'inona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifaly kosa aho ankehitriny, nefa tsy noho ny nampalahelovana anareo fa noho ny nampalahelovana anareo ka nibebahanareo; fa nampalahelovina araka an’Andriamanitra ianareo ka tsy hisy na inona na inona avy aminay hitondra fahavoazana ho anareo.
malagasy