2 Corinthians 8:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampahafantarinay anareo, ry rahalahy, ny fahasoavan’Andriamanitra izay nomena tao amin’ny fiangonana any Makedonia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampandre anareo izahay, ry kristianina havana, fa izao no fahasoavan’Andriamanitra nomena ny Eglizy any Masedônia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tianay hampahafantarina anareo, ry havana, ny fahasoavana nomen’Andriamanitra tao amin’ireo Fiangonana any Masedônia.
Malagasy Bible 1865
Ary ampahafantarinay anareo, ry rahalahy, ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena tao amin'ny fiangonana any Makedonia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampahafantarinay anareo, ry rahalahy, ny fahasoavan’Andriamanitra izay nomena tao amin’ny fiangonana any Makedonia;
malagasy
[Ny amin'ny famorian-bola ho an'ny Kristiana malahelo tany Jodia] Ary ampahafantarinay anareo, ry rahalahy, ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena tao amin'ny fiangonana any Makedonia;