2 Corinthians 8:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy ny fanamaivanana ny fahorian’ny sasany no hanavesatra anareo fa ny mba hisian’ny fitoviana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsy mety raha ny sasany, alàm-pahoriana, ianareo, tra-pahoriana; fa ny fitoviana ihany e.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no atao, tsy sanatria ny hahaory anareo ka hiadanan’ny sasany, fa ny mba hisian’ny fitoviana.
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy ny hahatonga fitsaharana amin'ny sasany ary fahoriana aminareo no anaovako izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy ny fanamaivanana ny fahorian’ny sasany no hanavesatra anareo fa ny mba hisian’ny fitoviana;
malagasy
Kanefa tsy ny hahatonga fitsaharana amin'ny sasany ary fahoriana aminareo no anaovako izany,